Guides Pratiques aux usagers
- Décret n°2026-1256 Modifiant et complétant certaines dispositions du Décret 2008-668 portant régime de déplacement
- Circulaire n°02/2026-MEF/SG/DGBF/DPE
- Arrêté n°24235/2026 Fixant le taux des indemnités de déplacement temporaire auprès des villes en pôle de croissance
- Circulaire n°055 MEF portant préparation CDMT 2024-2026, décret n°2023-255 du 15 mars 2023 portant GIP, Manuel GIP du 31 mars 2023
Réformes
Nouveau
Réformes
Nouveau
Liens utiles
Liens internes
Projet ARCEB
Statistique visiteurs
| Nb Visiteurs | |
|---|---|
| Total | 400961 |
Date de mise en ligne 20 Fev. 2019
.png)
|
Fitsidihana ara-pomba fanajana nataon'ny Ambasadaoro vaovaon'ny Firenena Rosiana Tonga nitsidika ara-pomba fanajàna ny Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola ny Ambasadaoro vaovaon’ny firenena Rosiana, Andriamatoa Andreev Andrey Vladimirovich, izay miasa sy monina eto Madagasikara. Fihaonana ara-pomba ofisialy voalohany nahafahan’ny roa tonta nifanatri-tava ary indrindra nahafahan’izy ireo nanao jery todika ny fiaraha-miasa misy sy ireo an-dalam-panomanana eo amin’ny Fanjakàna Rosiana sy Malagasy. Samy nanamafy moa ny rehetra nandritra izany amin’ny fahavononana amin’ny fitandroana sy fanatsaràna izany fiaraha-miasa izany eo amin’ny firenena roa tonta.
|













