Formation des Agents de dénombrement de l’Enquête de Couverture Vaccinale (ECV) 

 

Depuis le mercredi 25 novembre 2020, des techniciens de l’INSTAT ont dispensé une formation, pour une durée de 6 jours, aux quatre-vingt-cinq (85) candidats sélectionnés au poste d’Agents de dénombrement de l’Enquête de Couverture Vaccinale (ECV).

Ces Agents de dénombrement ont été formés sur l’objectif et les résultats attendus de l’enquête, sur l’utilisation de l’outil de collecte complétée par une pratique sur le terrain. 

En marge de la formation qui s’est tenue à Ambolokandrina, ces agents de dénombrement passeront un test avant de réaliser les travaux de terrain relatif au dénombrement de ménages qui sont prévus se dérouler le 06 novembre pour une durée de 29 jours. L’enquête principale au niveau des 22 régions est prévue se tenir immédiatement après le dénombrement des ménages.

 

Fampiofananan’ireo « Agents de dénombrement »
ho an’ny « Enquête de Couverture Vaccinale (ECV) »

Nanomboka ny alarobia 25 Novambra 2020 teo ny fiofanan’ireo olona miisa dimy amby valopolo (85) voafantina ho « Agents de dénombrement » ho an’ny « Enquête de Couverture Vaccinale (ECV) ». Naharitra enina (6) andro izany fampiofanana izany ary ny teknisian’ny INSTAT no nanatanteraka azy. 

Nofanina mahakasika ny tanjona sy ny vokatra andrasana amin’ny fanadihadiana izy ireo. Nampahafantarina azy ireo ihany koa ny fitaovana entina manangona ny antontanisa eny amin’ny tokatrano ary nofenoina tamin’ny fanaovana fanisana tokatrano andrana izany fampiofanana izany. 

Aorian’izao fiofanana izay notanterahina teny Ambolokandrina izao, dia tsy maintsy handalo fitsapam-pahaizana izy ireo mialohan’ny hanatanterahana ny asa fanisana izay hanomboka ny 06 novambra izao ary haharitra 29 andro. Aorian’izany fanisana tokantrano izany kosa na « dénombrement » no hanomboka ny tena fanadihadiana kasaina atao manerana ny faritra 22.

 

 

Plan du site ::