.

Organisation des caisses de l’ARMP face à la pandémie de COVID 19

 

Malgré les événements actuels que subit notre pays, causés par la pandémie de COVID-19, L’Autorité de Régulation des Marchés Publics essaie de satisfaire pleinement les candidats en marchés publics dans la mesure du possible, sur la vente des dossiers d’appels d’offres. Ainsi,  les bureaux sont ouverts tous les jours de 08h à 16h mais les caisses de paiement sont organisées de 08h à 15h pour les journées du mardi et du jeudi à l’ARMP Anosy.  

Une étude sur la possibilité d’achat des dossiers via Mobile money est actuellement en cours.

En vous remerciant et comptant sur votre totale compréhension,

  

Lamina eo amin’ny asan’ny ARMP manoloana ny valanaretina COVID 19

 

Noho ny toe-javatra mihatra amin’ny firenena ankehitriny izay vokatry ny valanaretina COVID-19, ny Ambaratongam-pahefana mpiandraikitra ny Tsenam-panjakana (Autorité de Régulation des Marchés Publics) dia miezaka ny hanome fahafaham-po feno ireo mpandray anjara amin’ny tsenam-panjakana araka izay azony atao eo amin’ny lafiny famarotana ireo antontan-taratasy fiantsoana tolo-bidy. Ny birao eo anivon’ny ARMP dia misokatra isan’andro amin'ny 8ora ka hatramin'ny 4 ora folakandaro, fa ny fandraisam-bola no misy fandaminana noho ny antony ara-pasalamana ka ny andron’ny Talata sy ny Alakamisy no misokatra izany manomboka amin’ny 08 ora ka hatramin’ny 3 ora tolakandro.

Efa mandeha amin’izao fotoana izao ny fandalinana ny fomba ahafahana mividy ireo antontan-taratasy amin’ny alalan’ny fandefasam-bola avy amin’ny finday.

Misaotra sy miandrandra feno ny fahatokisana avy aminareo.

 

Plan du site ::