Guides Pratiques aux usagers
- Décret n°2026-1256 Modifiant et complétant certaines dispositions du Décret 2008-668 portant régime de déplacement
- Circulaire n°02/2026-MEF/SG/DGBF/DPE
- Arrêté n°24235/2026 Fixant le taux des indemnités de déplacement temporaire auprès des villes en pôle de croissance
- Circulaire n°055 MEF portant préparation CDMT 2024-2026, décret n°2023-255 du 15 mars 2023 portant GIP, Manuel GIP du 31 mars 2023
Réformes
Nouveau
Liens utiles
Liens internes
Projet ARCEB
Statistique visiteurs
| Nb Visiteurs | |
|---|---|
| Total | 401122 |
Date de mise en ligne 20 Fev. 2019
.png)
|
Mitohy ny asa eo anivon'ny Foibem-pitantananana ankapobeny ny hetra
"Ao anatin’izao vanim-potoan’ny fahamehana ara-pahasalamana nodidian’ny Fitondram-panjakana izao dia mitohy hatrany ny asa eo anivon’ny Foibem-pitantanana ankapobeny ny hetra. Izany hoe misokatra avokoa ny biraon’ny hetra ary mandray olona. Ireo ivon-ketra sy sampan-draharaha samihafa amin'ireo Faritra voakasiky ny fihibohana kosa dia manatanteraka ny asa farany kely na "service minimum", isanandro amin'ny 8 ora ka hatramin’ny 1 ora tolakandro. Manoloana ny antso avo nataon’ny Filoham-pirenena mikasika ny ady amin’ny firongatry ny valan’aretina COVID-19 dia nandray ny andraikitra tandrify azy ihany koa ny DGI tamin'ny alalan’ny fizarana arovava sy arotanana ary "gel hydro alcoolique" tamin'ireo mpiara-miasa. Fanampin’izany, ankoatra ny fitsapana hafanana sy fampiasana ny "gel", dia napetraka teny amin'ireo ivon-ketra rehetra eto Antananarivo ihany koa ny "bidons" misy rano madio sy savony. Izany no natao dia mba ho fiarovana ireo mpandoa hetra, izay tsy maintsy manasa tanana alohan’ny hidirany ao amin’ny birao, sy ireo mpiasa."
|













