.

 

Participation du MEF (Ministère de l’Economie et des Finances) à la distribution de cache-bouches et de CVO(Covid Organics) dans les fokontany

Faisant suite à la décision du Gouvernement Malagasy de distribuer des cache-bouches et du CVO à la population Malagasy, des agents du MEF se sont mobilisés au niveau de 10 fokontany dans la Région Analamanga à savoir Anatihazo Isotry, Andavamamba Anatihazo I, Andavamamba Anatihazo II, Andavamamba Anjezika I, Andavamamba Anjezika II, Antetezanafovoany I, Andranomanalina I, Manarintsoa Afovoany, Manarintsoa Anatihazo et Manarintsoa Atsinanana.

Les distributions ont débuté le 22 avril dernier et prendront fin le 26 avril. Une soixantaine d’agents issus de toutes les directions générales du MEF y participent. Le nombre de personnes bénéficiaires s’élève à 65.296.

 

Fandraisan’anjaran’ny Ministeran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola amin’ny fizarana arovava sy CVO eny amin’ny fokontany

Nanome tànana ny fitondram-panjakana ny mpiara-miasa eto anivon’ny Ministeran’ny Toekarena sy Fitantanam-bola amin’ny fizarana ireo arovava sy Tambavy CVO(CovidOrganics) natolotra maimaimpoana ny vahoaka Malagasy. Fokontany miisa 10 eto amin’ny Faritra Analamanga no voafaritra hanatanterahana izany fizarana izany dia Anatihazo Isotry, Andavamamba Anatihazo I, Andavamamba Anatihazo II, Andavamamba Anjezika I, Andavamamba Anjezika II, Antetezanafovoany I, Andranomanalina I, Manarintsoa Afovoany, Manarintsoa Anatihazo ary Manarnitsoa Atsinanana. 

Voasolotena avokoa ireo foibem-pitondrana ankapobe rehetra eto amin’ny Ministera amin’izany asa izany. 5 andro no hanatanterahana ny fizarana ireo arovava sy CVO. Nanomboka ny 22 aprily lasa teo izany ka tsy hifarana raha tsy amin’ny 26 aprily ho avy izao. Maherin’ny 60 isan’andro ireo mpiara-miasa mananteraka izany fizarana izany ary  65.296 kosa ireo mponina misitraka izany amin’ireo toerana ireo. 


 

 

 

 

Plan du site ::