DGCF manakaiky hatrany ireo 'Acteurs budgétaires' mba ho fanatsarana ny fiaraha-miasa sy ho fisorohana izay mety tsy fitoviam-pijery amin'ny fampiharana ireo andinin-dalàna manan_kery



#TAHIRIM_BAOVAO Atrik'asa «ATELIER D’ECHANGES ET D’HARMONISATION SUR LES PROCEDURES FINANCIERES D’EXECUTION BUDGETAIRE» notontosaina tany Antsirabe.
Nokarakarain'ny Delegasioninan'ny Contrôle Financier misahana ny Minisiteran'ny Fambolena sy ny Fiompiana, teo ambany fitarihan'ny Inspecteur d’Etat en Chef RAMANGASON Zoëla izay notronin’ireo mpiara-miasa aminy ary niarahana tamin'ireo 'acteurs budgétaires' eo anivon' izany Minisitera izany sy ny PROGRAMME DEFIS