π…πšπ«π’π­π«πš π€π‹π€πŽπ“π‘π€ πŒπ€ππ†πŽπ‘πŽ ___ 𝐀𝐀𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐭𝐬𝐒𝐀𝐚 'πŸ”πŸ“ 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐃𝐆𝐂𝐅' #π•πšπ«πšπ―πšπ«πšπ§πšπŒπ’π¬π¨π€πšπ­π«πš 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐑𝐚𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ôπ₯𝐞 π…π’π§πšπ§πœπ’πžπ«



π…πšπ«π’π­π«πš π€π‹π€πŽπ“π‘π€ πŒπ€ππ†πŽπ‘πŽ πŸ‘₯ ___ Ny alarobia 7 aogositra sy alakamisy 8 aogositra 2024 teo no nanatanteraka ny varavarana misokatra izay tafiditra ao anatin'ny 𝐑𝐞𝐭𝐬𝐒𝐀𝐚 'πŸ”πŸ“ 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐃𝐆𝐂𝐅' 𝐑𝐨 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐑𝐚𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ôπ₯𝐞 π…π’π§πšπ§πœπ’πžπ« πŸ‡²πŸ‡¬ ny avy ao amin'ny DΓ©lΓ©gation RΓ©gionale du ContrΓ΄le Financier #DRCF_ALAOTRAMANGORO tarihan'i Ramatoa TOLIZARA Rasoanirina.


Fahombiazana tanteraka ny hetsika satria dia nahaliana ireo mpitsidika tonga marobe, indrindra ireo mpisehatra amin'ny fitantanam-bolam-panjakana any an-toerana izany.