๐ฉ๐๐๐๐ฅ๐๐ก๐ข ๐๐๐๐๐ง๐๐๐ข๏ฝก๐๐๐ก๐๐๐๐๐ก๐ ๐ ๐๐ก๐๐๐๐๐๐ฌ ๐ฉ๐๐๐ข๐๐๐ __ ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฉ๐๐ง๐ข๐ฉ๐๐ฉ๐ฌ - ๐๐ถ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐๐ ๐ต๐ผ ๐ฒ๐น๐ฎ ๐ป๐ ๐รฉ๐นรฉ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฅรฉ๐ด๐ถ๐ผ๐ป๐ฎ๐น๐ฒ ๐ฑ๐ ๐๐ผ๐ป๐๐ฟรด๐น๐ฒ ๐๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฐ๐ถ๐ฒ๐ฟ #๐๐ฅ๐๐_๐ ๐๐ก๐๐ก๐๐๐ฅ๐ฌ
Ny alarobia 14 jiona hatramin'ny zoma 16 jiona teo dia nidina tany amin'ny faritra Vatovavy ny Tale Jeneralin'ny Contrรดle Financier, Inspecteur Gรฉnรฉral d'Etat RASAHAVELO, sy ny tompon'andraikitra vitsivitsy avy eto amin'ny DGCF, nijery ifotony ny birao fiasana handraisan'ny DRCF_MANANJARY izay hisokatra tsy ho ela, ireo mpila raharaha any amin'iny faritra iny.
Izao fanitarana ny Delegasionim-paritra eto amin'ny Contrรดle Financier izao moa dia tafiditra indrindra ao anatin'ny fanamby napetraky ny fitondram-panjakana ankehitriny ny hanatonana ny vahoaka amin'ny lafiny rehetra nohon'ny fahatsapana fa mitana anjara toerana lehibe eo amin'ny fampandrosoana ny firenena izany.
Marihina fa nisy ihany koa ny fitsidihina ara-panajana izay notanterahin 'ny Tale Jeneralin'ny Contrรดle Financier sy ny ekipany tamin'ny Governora sy ny Prefet eny an-toerana.